Miainga Ifotony: Contexte Diplomatique, Principe De Subsidiarité et Résolution De Conflits Politiques «mbola Vitako Fa Aza Isalovanonao Sa Aleo Ho Raisiko An-tànana Fa Tsy Zakanao » - Mr Denis A.h Andriamandroso - Books - Denis Books - 9780620493970 - January 21, 2011
In case cover and title do not match, the title is correct

Miainga Ifotony: Contexte Diplomatique, Principe De Subsidiarité et Résolution De Conflits Politiques «mbola Vitako Fa Aza Isalovanonao Sa Aleo Ho Raisiko An-tànana Fa Tsy Zakanao » Malagasy edition

Price
€ 15.49

Ordered from remote warehouse

Expected delivery Nov 13 - 27
Christmas presents can be returned until 31 January
Get notified about new Mr Denis A.h Andriamandroso releases
Add to your iMusic wish list

Not rated yet

Korontana politika aty Afrika no sehatra. Fitadiavana vahaolana. Misy am-baratongany ny fitsabahana amin'ny raharaha tokantranon'ny firenena anankiray. Manarak'ilay fiteny hoe « raha mbola vitako aza isalovanonao, na ny mifandaka amin'izay dia ny hoe, aleo ho raisiko an-tànana fa tsy zakanao ». Ny ?fotokokevitra miainga ifotony? raha adika amin'ny teny frantsay dia « principe de subsidiarité ». Misy hery mifandanja ao. Misy am-baratongan'andraikitra. Mahavaha olana politika ve ny ?miainga ifotony?? Iza no tokony hirotsaka mialoha, ny tompon-tany sa ny fianakaviambe iraisam-pirenena? Ny tompon-trano sa ny mpifanolo-bodi-rindrina? Ny aty ifotony sa ny any an-tampony? Fanontaniana mitady valiny !

Media Books     Paperback Book   (Book with soft cover and glued back)
Released January 21, 2011
ISBN13 9780620493970
Publishers Denis Books
Pages 70
Dimensions 152 × 229 × 4 mm   ·   104 g
Language Malagasy  

More by Mr Denis A.h Andriamandroso

More from the same publisher